|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 halana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lafika itondrana entana, fa indrindra ilay bozaka atao boribory ipetrahan' ny siny eo ambony laha
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a knot, a roll, grass twisted in circular form and placed on the head or shoulders as a cushion when carrying a burden.
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 halana |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 hala (bibikely)
[Betsileo]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 a species of spider. Compare hala
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 20 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 21 manao halana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|