|
|
|
|

Entrée1  levona
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  [1.1] Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao
Lany: Levon' ny omby ny varinay
Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko
Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro
Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy
Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro
Explications en anglais  9  [1.7] consumed; utterly destroyed; dissolved, digested
Explications en français  10  [1.8] consumé, anéanti; dissout; digéré
Exemples  11  [2.59] levona ny harena be.
12  [2.324] Efa levona tsy hita intsony ny zavona;
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot levona

Anagrammes  14  alevon, levona, nalevo, velona, volena

Mis à jour le 2025/07/29