|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandevona |
| Fototeny | 2 levona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mandevona, manafoana, manafongana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Ce qu’on peut détruire, faire évaporer, la manière d'anéantir.
[1.3#404] |
| Ohatra |
6 Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona;
[2.996#]
|
| Kamban-teny rehetra | 7 fandevonan-kanina |
| Fivaditsoratra | 8 fanandevo, 9 fandevona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|