Entrée lemaka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Marin-tampona: Tany lemaka [Rajemisa 1985]
Traduction française plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique) [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples 
1Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. [Andraina: Mitaraina, page 198]
2Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony: [Andriamalala: Zazavavindrano, page 7]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot lemaka (1): Lemaka

Entrée lemaka
Partie du discours nom
Définition malgache Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay
Mitovy hevitra: ankamarenana ~ ankandemponana ~ ankapetrahana ~ deboka ~ dembademba ~ komakoma ~ lembalemba ~ lohasaha ~ maharemana ~ marin-tampona ~ tamponketsa ~ tany marina [Rajemisa 1985]
 velaran-tany mitovitovy tantana [SLP 1986]
Traduction anglaise flat land [Hallanger 1973]
Traduction française terrain plat, plaine [Abinal 1888]
 terrain plat [Hallanger 1974]
 plaine [SLP 1986]
Vocabulaire 

Entrée lemaka
Partie du discours nom
Définition malgache velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka [SLP 1986]
Traduction française plan [SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Entrée Lemaka
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie lemaka

Mis à jour le 2020/07/31