|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 deboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazana ny toerana iva sy lemademaka voahodidin' ny havoana na tendrombohitra.
[1.1] 4 toerana lemademaka iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 dépression, cuvette
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 7 lempona |
| Kamban-teny rehetra | 8 an-deboka |
| Teny iditra (2/2) | 9 deboka |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Feon' ny rano voakapoky ny tanana na zavatra hafa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 splashing of water from something thrown in
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 Le son de l'eau battue avec la main ou avec un objet
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 16 Feo |
| Fivaditsoratra | 17 daboke, deboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|