|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ilay |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanao indrindra amin' ny anaran' olona na zavatra: 1) tondroina mafimafy kokoa: Ny masoandro no ilay mpanasoa ny voary; 2) na efa noresahina: Moa efa tonga teo ilay mpandrafitra? 3) na anaram-bosotr' olona na biby lahy: Nandrifatra ilay mena ka tsy tana. (Matetika no soratana atao teny iray ny ilay sy ny mpamaritra anarana, ny fitambarany no nanjary anaram-bosotra: Nandrifatra Ilaimena ka tsy tana.).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the, this, that. It is often used like the English definite article..
[1.2] 5 that one, usually referring to someone or something understood or previously referred to. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 le, celui; indique souvent une personne ou une chose dont on déjà parlé.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 27 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 9 aily, 10 ilay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|