|
|
|
|

Entrée1  latsaka babay, tonga babay
Mots élémentaires  2  latsaka, 3  tonga, 4  babay
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [1.10]
Explications en français  7  Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [1.3]
Vocabulaire  8  Jeu
Autres orthographes  9  latsakaibabaytongaibabay

Mis à jour le 2025/09/12