| Entrée | 1 fandatsana |
| Radical | 2 latsa |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanesoana amin' ny fahoriana mahazo ny sasany na amin' ny fahavoazana mihatra aminy noho ny zavatra efa nandrarana azy, toa manao hoe akory izay [1.1] |
| Explications en français |
5 insulte, injure, outrage [1.3#389] |
| Exemples |
6 Efa fandatsana anie izany, ny Andriana!
[2.528#]
7 ary hataon' ny fahavalo rehareha sy fandatsana azy [2.587#] 8 Tsy fandatsana akory fa olombelona ka mety hosalakafa [1.381#] |
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|