|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mampandatsa
Fototeny  2 latsa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)7  mampandatsa-
Fototeny  8 latsaka
Sokajin-teny  9  endritenin' ny hoe mampandatsaka
Ohatra  10  Aiza ka dia ho voatsiahy ao daholo ny fahoriana mampandatsa-dranomaso ny zanak' olombelona! [2.313]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12