|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lasitelo |
| Singan-teny | 2 ila, 3 sy, 4 telo |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 (ilany sy telo) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny fia (voamena) (0,10) sy telo (voamena) (0,60) izany hoe 0,70 Fr na 70 santima amin' ny vola ankehitriny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 same as ilasitelo.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 trois voamena et demi.
[1.3] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|