|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 voamena |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaram-bola malagasy ampahefatra amby roapolon' ny ariary, izany hoe mitovy amin' ny 0,fr 20 amin' ny vola ankehitriny. -- Ny voamena no ampahan' ny ariary nalaina ho fototra ho an' ny vola hatramin' ny lavoamena ka hatramin' ny lasiroa, izany hoe: ny lavoamena (ilan' ny voamena: 0,fr 10), ny latsakafitoventy (voamena latsaka varifitoventy: 0,fr 15), ny latsapaheniny (voamena latsaka faheniny: 0,fr 17), ny voamena (0,fr 20), ny fitoventisivoamena (0,fr 25), ny lasiray (ilan' ny voamena sy iray voamena: 0,fr 30), ny roavoamena (0,fr 40), ny lasiroa (ilan' ny voamena sy roa voamena: 0,fr 50).
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Kamban-teny rehetra | 5 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 7 voamena |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 (de voa : graine ; et mena : rouge). Abrus precatorius L. (Fabaceae).
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 12 voamena |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 (déformation de voamay). Vitex beraviensis Vatke (Lamiaceae).
[Bara]
[1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 17 voamane, voamena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|