| Entrée (1/4) | 1 lafo |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko [1.1] |
| Explications en anglais |
4 sold; expensive [1.7] |
| Explications en français |
5 vendu; qui coûte cher [1.8] |
| Exemples |
6 Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny.
[2.470]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 16 5 combinaisons de ce mot |
| Antonymes | 17 mora |
| Analogues | 18 sarotra, hangana, be vidy, sarobidy, hentona, maneno, tsy takatra, tsy azon' ny kely vola, tsy takatry ny malahelo, tsy azo vidina, tsy mahaleo ny sarany ny vidiny |
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/4) | 20 lafo |
| Partie du discours | 21 adjectif |
| Explications en malgache |
22 lasam-bidy [Sihanaka]
[1.78] |
| Entrée (3/4) | 23 lafo |
| Partie du discours | 24 nom |
| Explications en malgache |
25 Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [Sakalava]
[1.1] |
| Vocabulaire | 26 Zoologie: poissons |
| Proverbes | 27 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (4/4) | 28 lafo |
| Partie du discours | 29 nom |
| Explications en français |
30 (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [Betsimisaraka]
[1.196] |
| Vocabulaire | 31 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 32 falo, Falò, 33 Fola, 34 lafo |
| Mis à jour le 2025/10/14 |
|