|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  hentona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 avo (raha zavatra) [1.1]
Kamban-teny rehetra  4 any an-kentona

Teny iditra (2/5)5  hentona
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 mangidy sira
8 lafo loatra (raha vidin-javatra); lafo izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 amer, âpre, âcre comme ce qui est trop salé
10 coûteux, cher [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/5)14  hentona
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 hazo fisaka mifantsika amin' ny andry telo tamin' ny trano teo aloha eo akaikin' ny tendrony mba hanakambanana sy hanatambinana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 pièce de bois servant à relier les poteaux ou piliers des maisons [1.3]

Teny iditra (4/5)18  hentona
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 (adjectivement : amer ou très âcre, qui prend à la gorge). Nom donné à des produits particulièrement amers. Notamment les écorces de Rauvolfia confertiflora Pichon (Apocynaceae). Très toxiques (voir hento ). [Tandroy] [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)23  hentona
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 Cabucala oblongo-ovata Markgr. (Apocynaceae). C'est une des espèces dont les propriétés antivirales sont les plus nettes. Un empirique de la région de Farafangana l'emploie avec succès au traitement des ictères viraux ; il traite même des Européens atteints de cette affection (renseignement recueilli à l'hôpital de Manambaro), avec un pourcentage de succès considérable. Cette espèce croît jusque sur les sables littoraux, en sols bien drainés, mais avec climat très pluvieux. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28 hantoñe, hentona

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08