|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kobaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fanetsiketsehana rano na zavatra ao anaty rano.
4 fanasokana ny lamba na zavatra hafa ao anaty rano mba hanadiovana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 agitation d'un liquide, d’une chose gluante ou d’un objet remué dans un liquide. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)23  kobaka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 manière de jouer au fanorona en poussant le pion du milieu. [1.3]
Voambolana  26  Kilalao

Teny iditra (3/3)27  Kobaka
Singan-teny  28 kobaka
Sokajin-teny  29  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  30 Mahaleo
Mpanonta printy  1992.

Fivaditsoratra  32 bakoka, 33 bokaka, 34 kaboka, 35 kobaka, Kobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10