|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kijana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Toerana midadasika feno ahitra firaofan' ny omby any an' efitra: "Akanga saraky ny ala anie aho ka misento ny alan-tapia... Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia.." (Fredy Rajaofera)
[1.1] 4 tanimbilona vita-nanahary [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 parc à boeufs dans la plaine.
[Tankarana]
[1.19] 6 pâturage naturel [1.13] |
| Ohatra |
7 Nitobahan-tsakafo, toa nilanona, / Ny omby nimà, manim-bala na kijana, / Nefa voatery hiasa tsy an-kijanona;
[2.576]
8 Na ny be omby an-kijana na ny tokana am-pahitra nitondra fangirifiriana tamin'i Lekodia sy niantoka io taviny mivozihitra io. [2.895] |
| Tovy hevitra | 9 kija |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 anjaky, 13 anjika, 14 Ikanja, 15 Jakina, 16 kajina, 17 kianja, Kianja, kijana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|