|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kabary tsara mitsangana |
| Singan-teny | 2 kabary, 3 tsara, 4 mitsangana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Défense adroite mais fausse
[1.3] |
| Tovy hevitra | 8 kabary tsara lahatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|