|
|
|
|

Teny iditra1  kabary tsara lahatra
Singan-teny  2 kabary, 3 tsara, 4 lahatra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny
7 lahateny efa voaomana ary mirindra fatratra [1.1]
Tovy hevitra  8 kabary tsara mitsangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12