|
|
|
|

Teny iditra1  itatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fampitomboana, fanalehibeazana. [1.1]
4 fitomboana hadiry na halavana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 dilatation. [1.3#285, 1.13]
6 agrandissement, élargissement, expansion, augmentation, développement, amplification, empiétement. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29  Fizìka
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 11 amin' io teny io

Fivaditsoratra  31 atitra, 32 itatra, 33 taitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09