|
|
|
|

Teny iditra1  fanitatra
Fototeny  2 itatra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manitatra, mampitombo (habe, filazan-javatra).
5 Azo itarina. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanatitra, 7 fanitatra, 8 fitantara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12