|
|
|
|

Teny iditra1  aitatra
Fototeny  2 itatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 atao izay hahalehibe azy, halehibeazina: Naitatra ny tokotanin' ny sekoly fa nitombo ny mpianatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à agrandir, à étendre, à développer. [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 aitatra, 11 ataitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12