| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 isafatsiroa | 
| Singan-teny | 2isa, 3fa, 4tsy, 5roa | 
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra | 
| Ohatra | 
7 miady irery manohitra ny Alemana ny Anglisy, herim-po isafatsiroa izany raha heverina ny tsi-fifandanjan' ny hery mifanandrina
[2.472] 
 | 
| Tsipelina hafa | 8isa fa tsy roa, safatsiroa | 
| Fivaditsoratra | 9 isafatsiroa, 10 isa fa tsy roa | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |