|
|
|
|

Teny iditra 1  roa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina
4 Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 two [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 deux [1.3, 1.8, 1.5]
Isam-pirenena  7 2
8 II [3.1]
Ohatra  9  Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana. [2.470#38]
10  Nidina izahay roa lahy. [2.471#38]
11  Efitra roa ny tranonay. [2.472#8]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  19  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  20 anankiroa
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 108 misy io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny isa
24  Fifanampiana
25  Fampitomboana
Lahatsoratra  26 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  27 aro, 28 ora, 29 rao, roa

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07