Entrée (1/2) | 1 inoana |
Radical | 2 ino |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Ekena tanteraka: Inoako ny fahaizan' ny olo-mahay ankehitriny Ekena ho marina, ekena fa misy: Tsy azo inoana izany [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be believed [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on croit [1.3, 1.8, 1.5] 7 qu'on accepte sans réserve, qu'on reconnait [1.3] |
Exemples |
8 inoako ny fahaizany (je reconnais sa science)
[1.3]
9 tsy azo inoana izany (on ne peut pas croire cela, c’est incroyable) [1.3] 10 Sarotra inoana izany. [2.117] 11 Tsy hitako be ihany zay hataoko teo anoloan' ny tsy azo inoana. [2.471] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 16 inoana |
Radical | 17 ino |
Partie du discours | 18 verbe relatif |
Morphologie |
|
Anagrammes | 23 Ainona, 24 ananio, 25 aninao, 26 anoina, 27 Ianona, 28 inoana, 29 ny anao |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |