|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ino
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiaikena ho marina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action d'acquiescer, de se soumettre sans réserve, de se déclarer convaincu et persuadé.
5 action de croire, d'admettre les vérités de la foi. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)11  ino
Sokajin-teny  12  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13 inona. [Sihanaka] [1.78]
14 inona (maninona). [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  15 quoi ?. [Sakalava] [1.19]
Ohatra  16  ino moa karamanao? [2.150]
17  ino hoy i, ataoko zaho ato fa. [2.606]
Tovy hevitra  18 manino
Tsanganana sy sary iray takila  19  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  20 ino, 21 nio, 22 ony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19