|
|
|
|

Teny iditra1  ingisa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 isa (voalohany amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo):
4 ingisa,
5 ingoa,
6 talonga,
7 ndrafanga,
8 diminga,
9 eniminga,
10 tsitonga,
11 valonga,
12 tsivaza,
13 egò [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280]
Voambolana  15  Kilalao

Fivaditsoratra  16 angisy, ingisa, 17 saingy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17