|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 diminga |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 dimy (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix
[1.3#280] |
| Ohatra |
5 Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego.
[2.356#17]
|
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Fivaditsoratra | diminga, 7 mangidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|