Entrée (Teny iditra) Ilafy
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom propre (géographie) (anaran-tsamirery (jeôgrafia))
Définition malgache (Famaritana malagasy)   Havoana misy tanàna mifono ala tompontany azay 10 km avaratr' Antananarivo, amin-ny arabe mankany Ambohimanga saingy mihataka kely ary ambony atsinanana. Ny renirano Mamba no mandalo ery ambany avarany. Eo amin-ny 1400 m ny haavony. Ny aviavy sy amontana hazon-Andriana dia midoroboka be mahafinaritra. Misy toerana maromaro fitazantazanana manala sorisory eo, indrindra fai ilay ahatsinjovana an-Antananarivo, Ambohidrabiby, Ambohimanga, Ambohidratrimo, ets. Isan-ny Tendrombohitra masina Roambinifolo izy... [Ravelojaona 1937]
Traduction française (Dikanteny frantsay)   Village sis sur une colline boisé [...] [texte complet dans Rajemisa 1966]
Vocabulaire (Voambolana)  
Voyez (Jereo)  
Illustrations (Sary)  

Mis à jour le 2012/05/03
Formulaire pour nous envoyer des commentaires