Entrée Ambohidrabiby (vohitra, ra-, biby)
Mots élémentaires vohitra ; biby
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache Tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [1.10]
Vocabulaire 
Analogues  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Coordonnées -18.7666667, 47.6
Illustrations 

Mis à jour le 2021/05/23