|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lafy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tava: Misy lafy enina ny kodiakely
4 Ila, sakany, indrany: Refeso ny lafin' io trano io? 5 Toerana amin' ny ilan' ny renirano na lakandrano, na hady na lohasaha iray: Erỳ an-dafin' ny lohasaha izahay no mipetraka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a side, a face; an aspect of something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 côté, face
[1.3#368, 1.8] 8 longueur, largeur, profondeur ou épaisseur, côtés des polygones, surfaces des polyèdres ; 9 les divers points cardinaux d un pays, d’une ville, d’une montagne, d’un champ ; les deux versants d’une vallée ; ce qui est séparé par une plaine, par 10 un fossé, par une rivière, par un lac, par la mer 11 figuré: une branche de la parenté, comme du côté du père, du côté de la mère [1.3#368] 12 un aspect de quelque chose [1.8] |
| Ohatra |
13 Enin-dafy ny kodia kely (Les dés ont six faces)
[1.3#368]
14 Any an-dafy atsimon’ ny lohasaha no itoerany (Il reste du côté sud de la vallée) [1.3#368] 15 Ny lafin' ny kianja andrefana kely sakana kokoa noho ny ao atsinanana (Le côté ouest de la place est moins large que celui de l'est) [1.3#368] 16 Refeso io lafin-trano io hahitana ny halavany sy ny hahavony (Mesurez ce côté de la maison our voir quelle en est la longueur et la hauteur) [1.3#368] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 35 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 lafy |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Fividianana zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 action d'acheter en gros des objets qu'on doit revendre en détail
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 37 Faly, faly, 38 fila, lafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|