| Entrée (1/2) | 1 honahona |
| Radical | 2 hona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fotaka malemy sy mandrevo ary lalina. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a swamp [1.7] |
| Explications en français |
6 marécage [1.8, 1.13] 7 fondrière, terrain très bourbeux où l'on enfonce facilement [1.196] |
| Exemples |
8 ary ny nivarina nankamin' ny heniheny, nilentika velonà tany anaty honahona.
[2.588#]
9 Ny mitsinjo honahona sy ny vohitra koa dia ratsy fa sintonan' ny hona ary saro-mahita masoandro. [1.381#] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 11 Géographie: (en général) |
| Synonymes | 12 hona |
| Analogues | 13 heniheny, horaka, zetra |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 15 honahona |
| Partie du discours | 16 nom |
| Explications en français |
17 Nom de végétaux croissant dans de tels endroits et notamment : Paropsia madagascariensis (Mast.) H.Perrier (Passifloraceae) [Betsimisaraka]
[1.196] |
| Vocabulaire | 18 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 19 hanohano, 20 honahona |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|