|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hazolahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 lanonam-paty. [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 fêtes mortuaires. [Taisaka] [1.82]
5 fête funéraire. [1.13]
Voambolana  6  Finoana

Teny iditra (2/3)7  hazolahy
Singan-teny  8 hazo, 9 lahy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 karazan'amponga (amponga tapaka ). [Tanala] [1.78]
12 amponga. [Taisaka, Tanosy] [1.78]
13 Amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy. [1.1]
14 Laona tonta efa gorobaka ka tampenana hoditra ny tendrony roa ary misy tady fanenjanana ny hoditra manodidina ny vatany velezina toy ny amponga. [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 a tall drum beaten at one end only, the performer standing up. See amponga, hatrotrobe.. [1.2]
16 a drum. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 Tambour fait avec un tronc d'arbre creusé. [1.3]
18 tambour (tam-tam) servant dans les cérémonies. [Taisaka] [1.82]
19 tambour. [1.8]
20 grand tambour que l'on battait pour le rassemblement des guerriers. [1.196]
21 tam-tam. [1.13]
Voambolana  22  Feon-kira: zavamaneno
Mpanahaka  23  amponga, 24  detra, 25  langoroany

Teny iditra (3/3)26  hazolahy
Singan-teny  27 hazo, 28 lahy
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 (« bois mâle », à ne pas confondre avec hazo-lahy, hazo). Carissa madagascariensis Thouars et Carissa edulis var. microphylla Pichon.(Apocynaceae) Petits arbres à bois dur, très dense, d'un beau rouge orangé, utilisé en tabletterie et marqueterie. Fruits comestibles. On donne ce nom à Cabucala striolata Pichon, également de la famille des Apocynaceae mais dont le fruit n'est pas comestible. Cette dernière espèce est riche en alcaloïdes alors que les deux premières n'en renferment pas.. [Bezanozano, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09