| Entrée (1/2) | 1 havia | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny havanana. [1.10#H135] 4 amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   the left side [1.2#241, 1.7] 6 the left hand [1.7] | 
| Explications en français | 7   la main gauche [1.3#227, 1.8] 8 le côté gauche [1.3#227, 1.8] | 
| Exemples | 9   Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko.
[2.499#] 10 Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. [2.245#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 17 8 combinaisons de ce mot | 
| Antonymes | 18 havanana | 
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 20 havia | 
| Partie du discours | 21 nom | 
| Explications en français | 22   qui est inférieur en grade à un autre [1.3] | 
| Synonymes | 23 haviany | 
| Anagrammes | 24 avahy, 25 havay, 26 havia, 27 vahia | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |