|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ankavia
Fototeny  2 havia
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4 à gauche. [1.5]
Ohatra  5  Nisy tanàna nifefy tamboho tsy dia avo teo ankavianay. [2.4]
6  Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471]
7  Ny zokinao vavy, monina ao ankavianao dia Samaria mbamin' ny zanany vavy [2.996]
8  Nitsofoka tao anaty fiara ilay zazavavy, fa nipetraka teo ankaviany ilay tovolahy, dia namelona ny milina [2.529]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Voambolana  10  Toerana
Tohi-kevitra  11 Ankavanana
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)13  ankavia
Singan-teny  14 ankavia
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 (littéralement « qui va à gauche ») Nom d'un arbre indéterminé d'après Dandouau.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)18  Ankavia
Singan-teny  19 ankavia
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  21 petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ... Il retrouve l'Ankavanana à son embouchure; sur sa rive droite, il reçoit la Sahatafita. [1.11]
Fangi-bolantany  ankaVIa|Ankavia
Voambolana  22  Haitoetany: renirano, farihy
Sary 

Fivaditsoratra  23 akavina, 24 anakavy, 25 ankavia, Ankavia, 26 avanika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10