|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  havanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny ila amin' ny tena mifanohitra amin' ny havia izay hitsin' ny fo: Matanjaka ny havanana / Misy maharary ato amin' ny ilako havanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the right side [mal. (tanang) kanan (?).]. [1.2]
5 the right hand or the right side. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 la droite, le côté droit, la place d'honneur. [1.3#227]
7 le côté droit, la main droite. [1.8]
Ohatra  8  ny nono havanana omena ny zokiny; [2.245#]
9  ny tanany havanana mandritra alin-dahy; [2.69#]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Tohi-kevitra  16 havia
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)19  havanana
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21 Mahay, kinga: Havanana amin' ny sary Rakoto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 right-handed; adroit, able. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 qui est habile, qui sait faire. [1.3#227]
24 qui travaille de la main droite; droitier. [1.8]

Teny iditra (3/3)25  havanana
Sokajin-teny  26  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  27 qui est supérieur en grade à un autre. [1.3#227]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09