|
|
|
|

Entrée1  hasin' Andriana
Mots élémentaires  2  hasina, 3  andriana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka [1.1]
Exemples  6  Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony. [2.508#]

Mis à jour le 2025/09/12