|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  hana
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  3 Voir hanina, hinana, homana [1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/8)7  hana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 zanaky ny vola nampisamborina [1.10#H099]
10 vola ampizanahina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 lending or borrowing money on interest [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 capital, tout ce qui est prêté à intérêt [1.3#211]
13 le capital, ce qu'on peut prêter à intérêt [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  29  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Teny iditra (3/8)30  hana
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 kapa [Taifasy, Taisaka, Bara, Betsileo, Tanosy] [1.78]
33 kiraro [Taifasy, Bara, Betsileo] [1.78]
34 faladian-kiraro [Betsileo] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  35 a provincial word for kiraro or kapa [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  36 sandale de cuir [Taisaka] [1.82]
Voambolana  37  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (4/8)38  hana
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40 fitana rano [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  41 gué [Taisaka] [1.82]
Kamban-teny rehetra  42 hanarano

Teny iditra (5/8)43  hana
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny malagasy  45 voditongotra [Tanosy] [1.78]
Voambolana  46  Haiaina

Teny iditra (6/8)47  hana
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny malagasy  49 vehivavy janga [Bara] [1.10#H099, 1.78]
50 tsimihorirana, tsimanetsa [1.10#H099]

Teny iditra (7/8)51  hana
Sokajin-teny  52  anarana
Fanazavàna teny malagasy  53 karazan-tondro any amin' ny faritany atsimo atsinanana; misy 20stm ny halavany [1.10#H099]
Voambolana  54  Haibiby: trondro

Teny iditra (8/8)55  ha~na
Sokajin-teny  56  tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  57 ha~na, hana, 58 naha-

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13