Entrée | 1 halatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra [1.1] |
Explications en anglais |
4 theft, pilfery, robbery [1.2] |
Explications en français |
5 la chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés) [1.3#209] |
Exemples |
6 Hita fa halatra ity, ary halatra goavana.
[2.4#132]
7 tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy; [2.69#18] 8 Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo. [2.472#129] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 17 9 combinaisons de ce mot |
Analogues | 18 rairay, temoka, latsakalina, behariva |
Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
Article | 20 Randzavola: halatra ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 21 halatra, 22 lahatra |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |