|
|
|
|

Teny iditra 1  haitraitra
Fototeny  2 haitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness. [1.2]
6 whim, fancy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile [1.3]
8 caprice, bizarrerie [1.8]
Ohatra  9  Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba. [2.471#30]
10  Rahona be haitraitra! [2.5#7]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  21 angetsangetsana, filatro
Mpanahaka  22  aingitraingitra, 23  angentsangentsana, 24  angesongeso, 25  angolangola, 26  angotingoty, 27  arana, 28  hantahanta, 29  hanta ratsy, 30  lalampo, 31  sarin-ditra, 32  siasia, 33  sitrapo, 34  sotro rano antanam-bazo, 35  tsingolavaitra, 36  vaibaitra
Fikambanana  37  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how haitraitra
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  39  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22