| Entrée | 1 sitrapo |
| Mots élémentaires | 2 sitraka, 3 fo |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Tanja-panahy ahazoan' ny olombelona manapa-kevitra hanao zavatra iray, na dia zavatra tsy tiany aza [1.1] |
| Explications en anglais |
6 the will; one's own desires [1.7] |
| Explications en français |
7 la volonté; les désirs [1.8] |
| Exemples |
8 Ny olona tsara sitrapo rehefa diso fanantenana dia mahita fomba an' arivony hiavotana;
[1.369#]
9 Koa na inona na inona sitrapo tianao hampanaovina anay, matokia ianao fa ataonay tomombana sy iavorary, hataonay [2.588#] |
| Tous les mots composés | 10 an-tsitrapo |
| Vocabulaire | 11 Emotions |
| Analogues | 12 finiavana, sitraka, nahim-po, danin' ny kibo, haitraitra |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|