|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  siasia
Fototeny  2 sia
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka
5 Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia
6 Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a turning aside, a wandering about [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8]
Ohatra  9  Koa eo no mba hisiany fiononana eto amin' ity tany be siasia ity. [1.381#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  18 sia
Kamban-teny rehetra  19 be siasia
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)21  siasia
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 (sens général : action de dévier, de sortir du chemin, de s'égarer ; cette espèce pousse souvent dans les fossés, sur les bas côtés des pistes). Emilia humifusa DC. (Asteraceae). Herbe commune. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  26 isaisa, 27 saisay, siasia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17