|
|
|
|

Teny iditra1  mampihaingo
Fototeny  2 haingo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to decorate, to adorn, to beautify. [1.2]
5 to embellish, to decorate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 parer, orner, décorer, embellir [1.3]
7 embellir, décorer [1.8]
Ohatra  8  mampihaingo an' i Fara amin' ny tahon-tsaonjo nosilarana i Katy zokiny indrindra. [2.470#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 fianarana mampihaingo efitrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09