|
|
|
|

Teny iditra1  hafa ray
Singan-teny  2 hafa, 3 ray
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 entina milaza olona samy manana ny ray sy ny reniny avy saingy miombon-dray sy miombon-dreny kosa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 frère ou soeur de même mère et de père différents [1.3]
Mpanahaka  7  hafareny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02