|
|
|
|

Teny iditra1  hafa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho
4 Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 different [1.2, 1.7]
6 another [1.2]
7 other [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 autre; différent [1.3, 1.8]
Ohatra  9  Misy fomba hafa va? [2.270]
10  Aza manao hira hafa; [2.59]
11  Saingy ny hafa tsy izany. [2.285]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 19 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 faha~, hafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09