|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gorodana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandrarahana na fisotroana atao rodobe; izay araraka na sotroina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 used for godana and kotrana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de se précipiter, de tomber en quantité, d'aller tous à la fois,
6 de descendre comme l'eau d'une cascade, les grains versés dans un trou à riz, action de boire d'un seul trait [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  21 manao gorodana
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)23  gorodana
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 pays troublé, faire du tapage à la maison. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  26 godana, kotrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17