|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 agorodana |
| Fototeny | 2 gorodana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Araraka na sotroina atao rodobe: Nagorodany indray mandehany divay iray tavoahangy ~ Agorodano ao an-tsinibe daholony rano eran' itỳ siny.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|