|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kotrana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feo avy amin' ny zavatra maro eo am-pihetsehana
4 Korontana, ady, fifandirana, tsy fifanarahana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 bruit d'un choc
6 choc, agitation, trouble, tumulte, perturbation, dissentiment, désaccord, rixe [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 26 kotrana |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 [Betsimisaraka] Volotsangana maina vakina ahantona eny an-tanimbary ka hetsiketsehina mba hampatahotra sy hanaitra ny fody na ny lambo
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 29 von-kotrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22 |
|