|
|
|
|

Teny iditra1 migaingaina
Fototeny  2gaingaina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Sady mafana no manevoka: Migaingaina izany andro izany
Marary, mavesabesatra: Migaingaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy
Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaingaina ireo ka mirehitra tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 sultry, oppressive. Used of the weather. [1.2]
6 to be oppressively hot (of the sun) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Se dit d'une forte chaleur, d'une lourdeur de tête, de ce qui est trop sec: Migaingaina ny andro (Le temps est très chaud et lourd) ~Migaingaina ny andohako (J'ai la tête lourde) ~ Migaingaina ny kitay hazo (Le bois de chauffage est très sec) [1.3]
8 faire très chaud; (se dit du temps qui est bien chaud, du soleil qui tape fort) [1.8]
Tovy hevitra  9migaina

Fivaditsoratra  10 miangiangia, 11 migaingaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12