Entrée (1/3) | 1 gaga |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy: Gaga anao aho ~ Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~ Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto. [1.1] |
Explications en anglais |
4 amazed, astonished at. It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you. See ankona, kehaka, taitra, talanjona. [Jav. gaget, kayet, to startle.] [1.2] 5 astonished [1.7] |
Explications en français |
6 Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal) [1.3] 7 étonné, ébahi [1.8] |
Exemples |
8 gaga aho raha tany Ambohimahagaga ary talanjona raha tery Andohatanjona [2.131] 9 Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470] 10 Hoy izy gaga nijery ahy tsara. [2.471] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 23 dagaga, dogaga, talanjona, tolagaga, tokaka, vaky vava, zendana, variana, sondriana, revo, renoka, kepoka, vakim-baratra, ilatsaham-baratra, gaina foana, kehana foana |
Entrée (2/3) | 24 gagà |
Partie du discours | 25 impératif de l'adjectif gaga [Liste complète] |
Exemples |
26 Admirez, soyez étonné
[1.3]
|
Entrée (3/3) | 27 gagà |
Partie du discours | 28 nom |
Explications en malgache |
29 goaika [Bara]
[1.78] |
Explications en anglais |
30 a provincial word for goaika [Mal. gagak.] [1.2] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 32 Zoologie: oiseaux |
Synonymes | 33 goaga, goaka, goaika, goake, goaky |
Anagrammes | 34 gaga, gagà |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |