|
|
|
|

Teny iditra1  vakim-baratra
Singan-teny  2 vakina, 3 varatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 taitra ka kepoka foana, mitanaka foana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 foudroyé.
7 surpris, terrifié, confondu. [1.3]
Ohatra  8  Ohatra ny novakim-baratra aho, gina tsy nahitan-teny, nivandravandra sy nihinjihinjy fotsiny teo [2.4]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02