|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  forona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 tapitra, fongana. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4 consumed, burnt, reduced to nothing, as an over-cooked piece of meat, a burnt house, etc.. [Provincial] [1.2]
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)6  forona
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fanaovana zavatra tsy mbola nisy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 formed; fashioned as a thing. See ary. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 création, invention, production de l'esprit, des sciences, des arts, formation, fabrication, construction: Tsara forona ity milina ity (Cette machine a été bien fabriquée). [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)24  forona
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 Karazan' ahitra maniry anaty rano, fanaovana harona, tsihy... (Scirpus corymbosus). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 the name of a kind of grass used in making hats, baskets, etc. See hazondrano.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28 espèce de jonc servant à faire des nattes, des corbeilles; comme hazondrano. Scirpus corymbosus.
29 herbe qui sert pour le chauffage; comme horondrano. [1.3]
30 Nom général donné aux matières premières de sparterie et notamment à celles qui servent à faire des nattes fines et des chapeaux. Ce sont :. [Merina, Betsileo, Tanala]
31 des Poaceae, notamment Rhytachne caespitosa (Baker) Bosser ;.
32 des Cyperaceae et surtout Scirpus corymbosus L. et Scirpus juncoides Roxb.. [1.196]
Ohatra  33  koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59]
Voambolana  34  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  35 forombato
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  36 fanoro, 37 forona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09